Sary: Ny Njakasoa Fetraharilala

Natao teto Moramanga ny Fankalazana ny andro maneran-tany hoan’ny fahalalan’ny asa fanaovan-gazety raha hoan’ny faritra Alaotra-Mangoro, izay nokarakarain’ny fikambanan’ny mpanao gazety eto MANGORO.

Ny maraina dia nisy ny kabary nifandimbiasana izay notanterahina tao amin’ny biraon’ny Distrikan’ny Moramanga, narahin’ny fanolorana fanomezana hoan’ny Fokontany 13, ny fanokanana ny stelle manamarika izany. Ny hariva kosa dia ady hevitra nivantana tamin’ny RNM Mangoro no namaranana izany.

lien facebook: https://web.facebook.com/ramarolahy.safidy/posts/1359568490745513?pnref=story